Teny iditra | alahatra mihena | |
Singan-teny | alahatra ; mihena | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Alahatra miainga amin'ny isa lehibe indrindra mankamin'ny isa kely indrindra [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Mettre dans l'ordre décroissant [1.13] | |
Tovy hevitra | alahatra mijetsy ~ alahatra mijotso | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/21 |