|
|
|
|

Teny iditra 1  akotsoina
Fototeny  2 akotso
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Asiana akotso na sisiny (lamba): Angaha tsy nakotsoina indray ny lambanao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to have the akotso put on. [1.2]

Fivaditsoratra  akotsoina, 10 anakotsoy, 11 atakosino, 12 natokisoa

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19