Teny iditra | akotroka (kotroka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Atao mikotrokotroka, mirohondrohona: Akotrohy kely ny orga fa fety anio Ampiasaina mba handrahoana, entina mahandro: Vilany iza no akotroka ireto vomanga ireto [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | akotroka, katoroka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |