|
|
|
|

Teny iditra 1  akororoka
Fototeny  2 kororoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Alana fako na bozaka amin' ny fandrarahana azy avy ambony ka entin' ny rivotra ireo fako sy bozaka ireo: Erỳ amin' ny vava rivotra erỳ akororoka ny vary [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19