|
|
|
|

Teny iditra 1  akorontana
Fototeny  2 korontana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao mikorontana, asafotofoto atao ambony ambany: Nakorontan' ny sasany ny entanay rehetra tao an-trano [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be pushed about in disorder; to be messed up [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 qu'on met en désordre, qu'on bouleverse [1.8]
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  akorontana, 12 anakotrano

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21