|
|
|
|

Teny iditra 1  akopakopaka
Fototeny  2 kopakopaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Ohatra  7  Hoy Antananarivo izahay mbola zaza hoy Alasora izahay mbola kely ny anaran'ity lambako ity lamba-malemy-tsy-akopakopaka. [2.131]
8  Zavona kely mihevaheva no toa voaly manify akopakopaky ny rivotra eny ambonin' ny lemaka. [2.499#39]
9  Ka hakopakopany hiala ny ratsy fanahy? [2.996]

Fivaditsoratra  10 akapokapoka, akopakopaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26