Teny iditra | aketraka (ketraka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Atao miketraka, migedragedra: Aketraho ny kofehy fa henjan-doatra [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be slackened, to be loosened [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on détend , qu'on relâche; (fig) qu'on décourage [1.8] | ||||||||
Ohatra | azo ahitsy amin' ny tsara na abirioka amin' ny ratsy, azo ahenjana na aketraka.
[2.296] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | aketraka, karatake, Raketaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |