|
|
|
|

Teny iditra 1  akatona
Fototeny  2 katona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Arindrina: Akatony ny varavarana fa misy rivotra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be closed, as a door [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 qu'on ferme, (comme une porte) [1.8]
Ohatra  11  Misy hidiny ny vatatsangana, fa ny varavarana, very fanalahidy, hono, ka dia akatona fotsiny. [2.4#]
Sary 
12 

Fivaditsoratra  13 akantao, akatona, 14 akotana, 15 antaoka, 16 atakona, 17 atokana, 18 atonaka, atonàka

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/13