|
|
|
|

Teny iditra 1  akarina
Fototeny  2 akatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao amin' ny toerana ambony na avoavo kokoa: Akaro any ambony rihana itỳ fitoeram-boky itỳ
9 Asondrotra, asandratra: Nakarina ho jeneraly ilay kolonely tanora
10 Ampidirina aradalana ao an-trano ho vady: Nakarin-dRakoto ho vady Rasoa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to be brought up, to be fetched up; to be taken up, as words, letters, or persons from inferiors to superiors. [1.2]
12 to be lifted up [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 qu'on soulève, qu'on met plus haut, qu'on met plus haut [1.8]
Ohatra  14  Rehefa izany dia akarina ny saina. [2.508#]
15  Tsy maintsy akarina ireo fa mampahory ny madinika. [2.643#]
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  17 akarany, akarina, 18 araka ny

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21