|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 akanjo bemiray |
| Singan-teny | 2 akanjo, 3 bemiray |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Akanjo vita amin' ny tapatapa-damba samy hafa loko
[1.1] |
| Voambolana | 6 Toe-karena: zaitra |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/09/17 |
|