|
|
|
|

Teny iditra 1  ajonjona
Fototeny  2 jonjona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Alefa na asaina mandeha mahitsy hatrany, tsy miherikerika tsy miresaka [1.1]

Fivaditsoratra  ajonjona, 9 anjoanjo

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19