Teny iditra ajolonjolona (jolonjolona)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Aiditra asosososo avy hatrany tsy mahazo lalana: Najolonjolon-dRabe terỳ amin' ny toeran' ny Manampahefana ny zanany, ka naverin' ny mpitandro ny filaminana [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ajolonjolona, ajolonjoloko, ajolonjolonao, ajolonjolony, ajolonjolontsika, ajolonjolonay, ajolonjolonareo, ajolonjolon', ajolonjolon-, ajolonjolom-, ajolonjolo-
Ny lasa : najolonjolona, najolonjoloko, najolonjolonao, najolonjolony, najolonjolontsika, najolonjolonay, najolonjolonareo, najolonjolon', najolonjolon-, najolonjolom-, najolonjolo-
Ny hoavy : hajolonjolona, hajolonjoloko, hajolonjolonao, hajolonjolony, hajolonjolontsika, hajolonjolonay, hajolonjolonareo, hajolonjolon', hajolonjolon-, hajolonjolom-, hajolonjolo-
Filaza mandidy : ajolonjolony

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05