Teny iditra ajedana (jedana)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Vonoina atao jihitra: Andro lehibe tamin' izay ka najedana daholo ny vorombe sy ny vorontsiloza [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ajedana, ajedako, ajedanao, ajedany, ajedantsika, ajedanay, ajedanareo, ajedan', ajedan-, ajedam-, ajeda-
Ny lasa : najedana, najedako, najedanao, najedany, najedantsika, najedanay, najedanareo, najedan', najedan-, najedam-, najeda-
Ny hoavy : hajedana, hajedako, hajedanao, hajedany, hajedantsika, hajedanay, hajedanareo, hajedan', hajedan-, hajedam-, hajeda-
Filaza mandidy : ajedano

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05