Teny iditra aita (ita)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Entina erỳ an-dafin-drano, ampitaina: Naitan-dRabe ny ombiko [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : aita, aitako, aitanao, aitany, aitantsika, aitanay, aitanareo, aitan', aitan-, aitam-
Ny lasa : naita, naitako, naitanao, naitany, naitantsika, naitanay, naitanareo, naitan', naitan-, naitam-
Ny hoavy : haita, haitako, haitanao, haitany, haitantsika, haitanay, haitanareo, haitan', haitan-, haitam-
Filaza mandidy : aitao

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05