|
|
|
|

Teny iditra 1  ahorona
Fototeny  2 horona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Ahodina hivoromborona: Ahorony ny tsihy
9 Ampirimina, angonina: Rehefa hariva ny andro, ahoron' ny olona ny vary, omby aman' ondry
10 Alaina indray miaraka, faohina: Nipoaka ny ady, nahorona natao miaramila daholo ny tovolahy ~ Nahoron' ny mpangalatra daholo ny entana tao an-trano
11 Baboina: Nahoron' ny fanjakana ny fananan' ilay mpamadika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 to be rolled up [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 qu'on roule, qu'on enroule, ramasse; qu'on confisque [1.8]
Ohatra  14  Ny salakako raha ahorona, hoatra ny totohondry; [2.69#]
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  ahorona, 16 anoharo, 17 orohana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21