|
|
|
|

Teny iditra 1  ahorirana
Fototeny  2 horirana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Asaina mijoro, na mandry amin' ny ilany: Maharary azy, hono ny lamosiny ka ahorirano ny fampandry azy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be set on edge [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 qu'on pose obliquement, incliné; qu'on met sur le côté [1.8]
Ohatra  11  Aforitra sahala ny manao totohondry ny rantsan-tanana havia na havanana, somary ahorirana kely ary pepehana amin' ny fela-tanana ilany. [1.519#]

Fivaditsoratra  ahorirana, 12 hararoina, 13 irorahana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19