|
|
|
|

Teny iditra 1  ahontsina
Fototeny  2 hontsina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Ahetsika, aonjina: Aza ahontsina ny latabatra fa mianjera daholo ny zavatra eo amboniny [1.1]

Fivaditsoratra  9 ahintsano, ahontsina, 10 anantsiho, 11 hontsaina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19