Teny iditra ahidy (hidy)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Entina manidy: Itỳ hazo itỳ ahidy ny varavarambe [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ahidy, ahidiko, ahidinao, ahidiny, ahidintsika, ahidinay, ahidinareo, ahidin', ahidin-, ahidim-
Ny lasa : nahidy, nahidiko, nahidinao, nahidiny, nahidintsika, nahidinay, nahidinareo, nahidin', nahidin-, nahidim-
Ny hoavy : hahidy, hahidiko, hahidinao, hahidiny, hahidintsika, hahidinay, hahidinareo, hahidin', hahidin-, hahidim-
Filaza mandidy : ahidio

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19