Teny iditra ahevo (hevo)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Entina mihevo, manapoipoitra ny tany eny anaty voly tsy ho rendrika: Itỳ hazo kely maranitra itỳ ahevo ny tanimboly [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ahevo, ahevoko, ahevonao, ahevony, ahevontsika, ahevonay, ahevonareo, ahevon', ahevon-, ahevom-
Ny lasa : nahevo, nahevoko, nahevonao, nahevony, nahevontsika, nahevonay, nahevonareo, nahevon', nahevon-, nahevom-
Ny hoavy : hahevo, hahevoko, hahevonao, hahevony, hahevontsika, hahevonay, hahevonareo, hahevon', hahevon-, hahevom-
Filaza mandidy : ahevoy

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19