Teny iditra ahenao (hena)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana ahena [fitanisana]
Ohatra 
1Ahenao itỳ variko itỳ fa be loatra [1.1]
2Ahenao ny isan' ny sigara laninao amin' ny indray andro [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31