Teny iditra ahandrina (handrina)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Entina manandrina na mijery olona manatrika tsara: Maso menan' ny hatezerana no nahandriny ahy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ahandrina, ahandriko, ahandrinao, ahandriny, ahandrintsika, ahandrinay, ahandrinareo, ahandrin', ahandrin-, ahandrim-, ahandri-
Ny lasa : nahandrina, nahandriko, nahandrinao, nahandriny, nahandrintsika, nahandrinay, nahandrinareo, nahandrin', nahandrin-, nahandrim-, nahandri-
Ny hoavy : hahandrina, hahandriko, hahandrinao, hahandriny, hahandrintsika, hahandrinay, hahandrinareo, hahandrin', hahandrin-, hahandrim-, hahandri-
Filaza mandidy : ahandrino

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31