|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ahalasanana |
| Fototeny | 2 lasana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny fameno |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Andehanana: Lazao ahy ny andro hahalasananao
8 Ahafatesana: Roa taona izay no nahalasanan-dRakoto [1.1] |
| Fivaditsoratra | ahalasanana, 9 anasahalana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|