|
|
|
|

Teny iditra 1  agorodana
Fototeny  2 gorodana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Araraka na sotroina atao rodobe: Nagorodany indray mandehany divay iray tavoahangy ~ Agorodano ao an-tsinibe daholony rano eran' itỳ siny [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19