|
|
|
|

Teny iditra 1  agoana
Fototeny  2 goana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Vohaina mafy miriadriatra: Nagoanany ny varavarana fa tezitra avy tany amin' ny nalehany tany izy [1.1]

Fivaditsoratra  9 agaona, agoana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19