Teny iditra agehy (gehy)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Entina mangehy, mifehy mafy, manery: Ny tady agehy ny entana no tsy misy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Used of that employed for binding or tying. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : agehy, agehiko, agehinao, agehiny, agehintsika, agehinay, agehinareo, agehin', agehin-, agehim-
Ny lasa : nagehy, nagehiko, nagehinao, nagehiny, nagehintsika, nagehinay, nagehinareo, nagehin', nagehin-, nagehim-
Ny hoavy : hagehy, hagehiko, hagehinao, hagehiny, hagehintsika, hagehinay, hagehinareo, hagehin', hagehin-, hagehim-
Filaza mandidy : agehezo
Tovy hevitra ageja

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19