Teny iditra afolaka (folaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atao mifolaka; aforitra: Tsy manaiky, hono, izy fa nafolakao ny tanan-janany [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : afolaka, afolako, afolakao, afolany, afolatsika, afolakay, afolakareo, afolak', afola-
Ny lasa : nafolaka, nafolako, nafolakao, nafolany, nafolatsika, nafolakay, nafolakareo, nafolak', nafola-
Ny hoavy : hafolaka, hafolako, hafolakao, hafolany, hafolatsika, hafolakay, hafolakareo, hafolak', hafola-
Filaza mandidy : afolaho

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19