Teny iditra | afingana (fingana) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Entina mamingana: Ny tongony havanana no nafingany an' ilay kely [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | afingana, faingana, fanainga, fangaina, fiangana, figanana, ifangana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |