Teny iditra | afin > afy | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny anglisy | A grandchild. See zafy [1.2] | |||
Voambolana | Fifandraisana: fianakaviana | |||
Sampanteny |
| |||
Kamban-teny |
| |||
Teny iditra | afin > afy | |||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | |||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Afenina [1.78] | |||
Fivaditsoratra | afy, fay, fia |
Teny iditra | afin > afina | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fanaovana zavatra amin' ny toerana tsy hitan' ny olona, fitanana zavatra tsy ho fantatr' olona: Ataovy tsara afina ireo firavaka sarobidy ireo fa sao misy mangalatra [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Root not used except in reduplication, as tia afinafina. To love doing things in secret. [1.2] | |||||||||||||||
Concealment [1.7] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Etat de ce qui est caché, couvert, dérobé à la vue, recèlement: Ataovy tsara afina ny vola (Cachez bien l'argent) [1.3] | |||||||||||||||
Ohatra | Efa lasa ela ihany ny mpanenjika ary efa afina vao niala vao nianavaratra ho ao Andranonanahary Ingahy Dany.
[2.588] | |||||||||||||||
Haiendriteny |
| |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Teny iditra | afin > afina (fina) | |||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] Used of that pressed close, as the nose in being blown [1.2] | |||||||||||||||
Haiendriteny |
| |||||||||||||||
Fivaditsoratra | afina, anifa, fania, fiana |
Teny iditra | afin > afy | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny anglisy | A grandchild. See zafy [1.2] | |||
Voambolana | Fifandraisana: fianakaviana | |||
Sampanteny |
| |||
Kamban-teny |
| |||
Teny iditra | afin > afy | |||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | |||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Afenina [1.78] | |||
Fivaditsoratra | afy, fay, fia |
afin | |||
|
| ||
|
|