Teny iditra | afefika (fefika) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Atao mifefika, miantsona: Nafefiky ny rivotra terỳ lavitra ny seranana terỳ ny sambo Entina mamely: Totohondry indroa miantoana no nafefiny ny tarehiko [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be wrecked. [1.2] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |