|
|
|
|

Teny iditra 1  afandrika
Fototeny  2 fandrika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Entina mamandrika: Gilio no nafandrikay ny voronkely fahiny tany antsaha [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 used of that which is employed as a snare. [1.2]

Fivaditsoratra  afandrika, 10 fandraika, 11 fandriaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19