Teny iditra afafa (fafa)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Entina hamafana: Nahoana no iny kifafa ratsy iny no afafanao ny trano? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Used of that with which the act of sweeping is done. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : afafa, afafako, afafanao, afafany, afafantsika, afafanay, afafanareo, afafan', afafan-, afafam-
Ny lasa : nafafa, nafafako, nafafanao, nafafany, nafafantsika, nafafanay, nafafanareo, nafafan', nafafan-, nafafam-
Ny hoavy : hafafa, hafafako, hafafanao, hafafany, hafafantsika, hafafanay, hafafanareo, hafafan', hafafan-, hafafam-
Filaza mandidy : afafao

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19