Teny iditra | ady am-panarahana | ||
Singan-teny | ady ; fanarahana | ||
Sokajin-teny | kambanteny | ||
Fanazavàna teny malagasy | Ady ahitana ny resy manarina ady, ny mahery mamaly faty [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | A fight or quarrel not entered into before others, or in presence of witnesses, but taken up in secret. [1.2] | ||
Kamban-teny |
| ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |