|
|
|
|

Teny iditra 1  abonoka
Fototeny  2 bonoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Entina mambonoka na mandrakotra ny tena: Io bodofotsy io abonoka azy raha mangatsiaka izy [1.1]

Fivaditsoratra  abonoka, 9 akobano, 10 akobona

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19