|
|
|
|

Teny iditra 1  abilimborona
Singan-teny  2 abily, 3 vorona
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 anaran-kafa ilazana ny toloho [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 [vorona, a bird.] A name given to the bird toloho. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 [Tankarana] nom d'une espèce d'oiseau. § tolòho. [1.19]
Voambolana  8  Haibiby: vorona
Mpanahaka  9  kankafotra, 10  toloho

Nohavaozina tamin' ny 2026/09/17