Teny iditra | ~ar~ | |
Sokajin-teny | tsofoka | |
Fanazavàna teny frantsay | Infixe qui entre dans la composition de racines secondaires: tsarapaka ( tsapaka), karepoka ( kepoka) [1.12] | |
Teny iditra | Ar | |
Sokajin-teny | anarana (eva) | |
Fanazavàna teny malagasy | Singa mietona, faha-18 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Argon. [3.1] | |
Voambolana | Simia | |
Nohavaozina tamin' ny 2022/08/14 |