Teny iditra volavita
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza omby misy sorany manokana (misy fotsy ny handriny, ny tampon-damosiny, ny feny ary ny rambony) fanolotra ny mpanjaka hoenti-manaja azy, ka izay omby toy izany dia nolazaina ho azy na dia nanan-tompo aza [1.1]
Ohatra 
1ka dia tonga fanao sorona hoe omby volavita [2.48]
2Natolotra ny vola tsy vaky sy ny omby volavita hanasinana ny andriamanjaka. [2.298]
3Teo vao fantatro izany omby volavita izany : misy pentina fotsy ny handriny, fotsy ny lohatongony efatra sy ny tendron-drambony [2.472]
Voambolana 
Kamban-teny 
Tsanganana sy sary iray takila Soratr' omby
Ohabolana 
Sary 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31