Teny iditra | vola | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Taratasy na metaly misy sary ary voamarika, ataon' ny fanjakan' ny tany tsirairay avy, ka manan-kery amin' io tany io hahazoana mividy zavatra: Tsy azo vidim-bola aman-karena izahy [1.1] | ||||
drala [1.13] | |||||
Fanazavàna teny anglisy | Money in general [1.7] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Argent; monnaie [1.8, 1.13] | ||||
Voambolana | Toe-karena: ara-bola ary fitantanana | ||||
Haiendriteny |
| ||||
Sampanteny |
| ||||
Kamban-teny |
| ||||
Anaram-javamaniry |
| ||||
Lahatsoratra | Randzavola: vola ao amin' ny Baiboly | ||||
Teny iditra | vola | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Metaly sarobidy, izay fotsy mamirapiratra, anaovana vola sy firavaka [1.1] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | Silver [1.7] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Argent [1.8, 1.13] | ||||
Voambolana | Simia | ||||
Sampanteny |
| ||||
Tovy hevitra | volafotsy | ||||
Kamban-teny |
| ||||
Anaram-biby |
| ||||
Anaram-javamaniry |
| ||||
Anaram-poko |
| ||||
Anaran-toerana |
| ||||
Mpanahaka | Ag ~ Fisokajiana miherina | ||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny vola io | ||||
Teny iditra | vola | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Volana mpanazava alina [1.78] | ||||
Fivaditsoratra | lavo, lova, valo, vola |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19 |