Teny iditra voatavontay
Singan-teny voatavo ; tay
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazam-boatavo maniry eny amin' ny zezika
Ilazana olona fonetana, fohy hatoka ary be vatana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Citrouille qui pousse spontanément sur le fumier. Sens figuré : gros trafiquant vivant aux dépens des paysans (Malzac). [1.196]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/17