Teny iditra vifotsy
Singan-teny vy ; fotsy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazam-by manify fanaovana siny, zinga, maharitrafo, sns [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Tinplate [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Fer-blanc [1.3, 1.5, 1.8]
Voambolana 
Kamban-teny 
Tsipelina hafa 
Ohabolana 
Lahatsoratra 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24