Teny iditra varialoha (vary, aloha)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anarana omena amin' ny afovoan-tany ny vary afafy amin' ny volana Avrily sy Mey, ketsaina amin' ny Aogositra ary jinjaina amin' ny Zanvie [1.1]
Voambolana 
Kamban-teny 
Tsipelina hafa 
Mpanahaka  vakiambiaty

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31