Teny iditra | torosy | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fiasan' ny mpandrafitra hanatsipihany ny hazo hotsofana na hovankonina mba hitovy halehibe hatrany manaraka ny lavany Halehibe, lenta: Mitovy torosy [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | A carpenter's gauge [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Trusquin [1.8] | |||||||||||||||
Voambolana | Fitaovam-piasana | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Ny fihaviany | Frantsay: trusquin. | |||||||||||||||
Fivaditsoratra | rotsio, sorito, sotroy, torosy |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |