Teny iditra tolona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bezanozano, Tambahoaka] [ toloña ] Ady (lalao) [1.78]
 Fifampibedana hifandavo; fifandraisana hanao izay hampianjera ny andaniny: Anisan' ny kilatao henjankenjana ny tolona
Ady atao mba hahazoana zava-tsoa iray: Mitohy ny tolona momba ny fahafahana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Lutte [1.13]
Ohatra Tsy misy lehilahy sy vehivavy, hoy izy namarana ny teniny, amin' ny tolona ho famonjena ny firenena. [2.472]
Voambolana 
Haiendriteny 
Tsotra : tolona, toloko, tolonao, tolony, tolontsika, tolonay, tolonareo, tolon', tolon-, tolom-, tolo-
Sampanteny 
 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31