Teny iditra | tiorka | |
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Torkia: Fanoharana ny hoe "matanjaka tahaka ny Tiorka" Mikasika an' i Torkia, an' i Torkia, na avy any Torkia: Izany Mustapha Kémal izany no nanavao sy nanatsara ny fitondram-panjakana tiorka [1.1] | |
Voambolana | Haitoetany: firenena, foko | |
Ny fihaviany | Frantsay: turc. | |
Fivaditsoratra | akotry, ikotra, itroka, karoty, kitrao, kotria, okitra, otrika, rotika, tiorka, trioka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |