Teny iditra telopolo
Singan-teny telo ; folo
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy Thirty [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Trente [3.1]
Marika iraisam-pirenena 30 [3.1]
Ohatra Tsy lafo ny lambamena tamin’izany, fa telopolo ariary dia efa nahazo. [2.472]
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny isa
Ohabolana 
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/17