Teny iditra tanimbilona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tany volena ahitra voatokana ho an'ny biby fiompy [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Prairie artificielle, pâturage artificiel [1.13]

Teny iditra tanimbilona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tanimboly ankoatra ny tanimbary [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Champ [1.13]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31