Teny iditra taenimpolo
Singan-teny enina ; folo
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny isa tsy mba mandeha tsifolofolo ny venty sy ny jotso na songatombony fa tsienimpoloenimpolo; ohatra: 1 ora = 60 minitra, 1 minitra = 60 segondra
Ora
Segondra [1.1]
 Isa mandeha tsienimpolo tsienimpolo [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Sexagésimal [1.13]
Voambolana 
Tovy hevitra tatsiotampolo ~ tatsotampolo ~ tsi-60-60
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/16