Teny iditra | sosoka | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Kofehy asisika amin' ny fahan' ny lamba iray efa misy marambato mba hanamafy azy Izay anampy ny efa misy Izay ambolena asolo ny efa tsy naniry [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Reprise [1.13] | |||||||||||||||
[Tanala] (sens général : ce que l'on intercale ; le bois tendre servait à faire les couvre-joints) [1.196] | ||||||||||||||||
Ohatra |
| |||||||||||||||
Voambolana | Toe-karena: zaitra | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Teny iditra | sosoka | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Tanala] Protorhus sericea Engl. (Anacardiaceae). [1.196] | |||||||||||||||
Anarana siantifika | Protorhus sericea | |||||||||||||||
Voambolana | Haizavamaniry | |||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |