Teny iditra soketa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tsiny tsy ara-drariny; endrikendrika atao; adidy, fondro: Mahazo soketa eo ianao fa aleo miala. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Censure [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Blâme, censure [1.8]
Voambolana 
Sampanteny 
Tovy hevitra adidy ~ fondro ~ tsiny
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31