Teny iditra | setrasetra (setra) | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Hetraketraka feno avona [1.1] | |||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Pride, haughtiness [1.7] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Orgueil [1.3, 1.8] | |||||||||
[duplicatif] hardiesse, fierté, arrogance [1.3] | ||||||||||
Hauteur [1.8] | ||||||||||
Ohatra |
| |||||||||
Voambolana | Ontam-po | |||||||||
Sampanteny |
| |||||||||
Tovy hevitra | setra | |||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |