Teny iditra | sasin-teny | |
Singan-teny | sasy ; teny | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Teny mialoha, ala saron-teny [1.1] | |
[ sasinteny ] Teny mialoha fanolorana boky iray [1.13] | ||
Fanazavàna teny anglisy | An introduction, as to a speech or a book [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Préambule, exorde, préface [1.3] | |
Avant-propos d'un discours ou d'un livre [1.8] | ||
[ sasinteny ] Préface [1.13] | ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/16 |